google-site-verification: googlef1e2a22d3acc2c22.html ACCUEIL
Créé avecLogo WS

Créer un site web de qualité professionnelle et personnalisable sans aucune connaissance en programmation

Ny FIZAMI na FIKAMBANAN'NY ZANAK'AMBATOBOENI MIRANGA dia fikambanana nasionaly ivondronan'ireo teraka na efa nipetraka tao amin'ny District 403, AmbatoBoeni sy ireo 12 Kaominina (Ambondromamy, Andranomamy, Andranofasika, Anjiajia, Manerinerina, Tsaramandroso, Ambato tanana, Ambesisika, Madirovalo, Ankijabe, Sitapiky ary Ankirihitra) mandrafitra azy ka mitia na mankamamy an'ireo toerana ireo.